Dikan'ny teny : finaritra

Hampiditra dikany hafa
(f-in-aritra) mt.ih, mis), tsafoka in (finareta): Salama tsara: Manao ahoana ianareo fa izahay dia finaritra tsara daholo. ~ Miadana, sambatra: Finaritra izany fianakaviana izany satria miasa ary mifankatia. 1 Faly: Finaritra izy mitifi-borona any an-tsaha. 1 Voafaritra: Finari-bava (raikitra, voafetra, tapaka). - t.i.f.: Mahafinaritra 1 hafinaretana, fahafinaretana. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0076