Dikan'ny teny : filozofia

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fianarana momba ny lalan-kevitry ny sain'ny olombelona ary misahana ny fandinihana momba ny saina amam-panahy, ny fiforonan' ny zavatra misy hitan'ny maso sy ny tsy hita, ary ny mety hisy aza. • Fomba ahazoan'ny mpandinika iray na antokon'olona iray an'ireo zavatra sahanin'ny filozofia: Filozofian'i Kant. /Filozofia malagas y. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel