Dikan'ny teny : filofosana

Hampiditra dikany vaovao
1 (lofo) a,: Fampiasana ny hery rehetra amin'izay zavatra atao, fikelezana aina: Ny filofosany tamin'ny fianarana no nahombiazany, Ahitsio
2 (lofo) a.: Voninahitra nomena ny maty tamin'ireo omby novonoina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel