Dikan'ny teny : filitra

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. filtre) a.: Lamba makarakara na fitaovana madini-maso anatantavanana rano, ka ny loto sy fasika amana vongan-javatra mihantona fa ny rano no milatsaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel