Dikan'ny teny : filetsena

Hampiditra dikany vaovao
1 (letsy) a,: Fietrena, filetahana: Nahafaty olona ny filetsen'ny valindrihana. 1 Fileferana noho ny lanjan' entana entina: Jereo ny filetsen'ny ir? Rangahy mpitondra entana! 1 Fihenan'ny vidin-javatra: Andrasana foana nY füetsen'ny uidin-kanina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel