Dikan'ny teny : filerana

Hampiditra dikany vaovao
1 (lerana) a.: Fihizinana, fihitsohana, fisesehana: Tsy afaka mivoha ny oaraoarana noho ny fileran'ny fanalahidy ao anatin'ny hidintrano. 1 Fihinanana be dia be, fanaovana voky hatenda: Ny filerany uoankazo monta no nankarary azy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel