Dikan'ny teny : filelalela

Hampiditra dikany vaovao
1 (lelalela) a.: Fomba entina milelalela, izany hoe miantaoantso mafy: Mankarenin-tsofina ny filelalelan'ireo ankizy ireo ka roahy any. 1 Toetran'ny afo miredareda be: Nahatsiravina ny filelaielan'ny afo tamin'ilay hain-trano. / Toetran'ny ambavafo marary ka maimay toy ny mirehitra mihitsy: Marary ny ambavafoko ka tsy tohako ny filelalelany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel