Dikan'ny teny : filelafana
Hampiditra dikany hafa
(lelaka) a.: Fampandalovana ny lela eo ambony zavatra. 1 Fandokadokafana fatratra tsy mendrika mba hahazoan-taitraka. 1 Firehetana be mamoaka lelafo avo be.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha