Dikan'ny teny : filazana

Hampiditra dikany vaovao
1 (laza) a.: Fampahalalana: Filazana tamin'ny gazety no nahafantarako izany. 1 Fanambarana: Manao izao filazana izao ny Fitondrana reoolisionera. / Fitantarana: Araka ny filazan'ireo nanatri-maso, dia foira no isan'ny maty tamin'io loza io. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel