Dikan'ny teny : filatsahana

Hampiditra dikany vaovao
1 (latsaka) a.: Fianjerana, firotsahana: Amin 'ny filatsahan'ny orana, uelombolo ny zavamaniry. 1 Fidinana: Tsy dia sarotra fa ilana fahasahiana ny filatsahana amin'ny elonaina, 1 Firotsahana, fidirana ho: Fiiatsahana ho miaramila. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel