Dikan'ny teny : filasiana

Hampiditra dikany vaovao
1 (lasy) a.: Fitobiana, fandriana an-tsaha: Naharitra herinanadro ny filasian'ny miaramila tao Ananona. 1 Fivahiniana miaraka maro any aman'olona: Nahasorena an-dRabe ny filasian-dry Ra-koto tao aminy tamin'ny farany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel