Dikan'ny teny : filanjana

Hampiditra dikany vaovao
1 (lanja) a.: Asa atao rehefa milanja, izany hoe mi-tondra ambony soroka: Toy izao no filanjana ny entana amin'ny bao. Ahitsio
2 (lanja) a.: Zavatra voavoatra atao fitondrana olona lanjain'ny olona efadahy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel