Dikan'ny teny : filangalanga

Hampiditra dikany vaovao
1 (langalanga) a,: Toetran'ny zavatra na olona milangalanga, izany hoe miteronterona amin'ny toerana avo, miringiringy, miavonavona, mianjonanjona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel