Dikan'ny teny : filaminana
Hampiditra dikany hafa
(lamina) a.: Fipetrahan'ny zavatra tsars eo amin'ny anjara toerany avy: Ny filaminan'ny fanaka ao an-trano. ? Fiaraha-mitoetra amim-piraisan-tsaina: Mahafinaritra ny filaminan'ny mpiara-monina ao amin'ny fokontany. ~ Firindrana, tsy fisian-javatra manembantsembana: Aza matahotra ianao fa mandeha amim-pilaminana ny raharahantsika.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha