Dikan'ny teny : filamatra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Hazo mahitsy lehibe fitsapan'ny mpandmfitra sy ny mpandatsa-biriky ny fitovian-tantana. ? H.o,: Zavatra tsara tokony hatao fakan-tahaka: Ny herimpon' izany lehilahy nanao be ho an'ny tanindrazany izany no tokony halainareo ho filamatra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel