Dikan'ny teny : filafila

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fampitambazana, manaiky dia manda indray, ary toy izany hatrany hatrany toy ny te-hampijaly ilay olona ampanantenan-javatra. i t,i.f.: Mampifilafila,fampifilafila, mpampifilafila / ampifilafilana, fampifilafilana / mamilafila, familafila, mpamilafila / amilafilana, familafilana f ampifilafilaina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel