Dikan'ny teny : fikorotika

Hampiditra dikany vaovao
1 (korotika) a.: Toetra na fomban'ny zavatra mikorotika, izany hoe simba, rovitra: Fikorotiky ny fihauanana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel