Dikan'ny teny : fikororosiana
Hampiditra dikany hafa
(kororosy) a.: Fidinana mitambotsotra, izany hoe fikorotsahana fotsiny hatrany; fikodingidingiana, fivarimbarinana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha