Dikan'ny teny : fikoropahana
Hampiditra dikany hafa
(koropaka) a.: Fihetsehana toa tsy voahevitra loatra, ka tsy mandeha amin'lzay izy ny atao noho ny fahamaikana na ny hamaimaizana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha