Dikan'ny teny : fikorisa

Hampiditra dikany hafa
(korisa) a.: Fomba entina mikorisa, na fomban' ny zavatra mikorisa, izany hoe mikisaka midina ka mikororosy fa tsy mivadibadika. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0078