Dikan'ny teny : fikopahana

Hampiditra dikany vaovao
1 (kopaka) a.: Fihetsiketsehan'ny zavatra iray izay tsofin'ny rivotra: Mahafinaritra ny mi/ery ny fikopahan'ny raina! e Fihetsiketsehan'ny elatry ny vorona rehefa manidina: Miadana ny fikopahan'ny eiatry ny miro-na lehibe. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel