Dikan'ny teny : fikolokoloana
Hampiditra dikany hafa
1.
(kolokolo) a.: Fikarakarana, fitandremana fatratra sy fanaovana izay hahasoa lalandava; fikojakojana, fikaiakaiana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
(kolokolo) a.: Fiantsoana (ny vorontsiloza).
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha