Dikan'ny teny : fikolelafana

Hampiditra dikany vaovao
1 (kolelaka) a.: Filana fitia amin'ny dokadoka, fanehoana fiforetana ambany dia ambany amin'olona iray dokadokafana. ¶ M.h: Fisolelahana.Fikolelaka (koleiaka) a,: Fomba entina mikolelaka, izany hoe mila fitia amin'ny dokadoka, maneho fiforetana ambany dia ambany amin'olona dokadokafana. ¶ M.h.: Fisolelaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel