Dikan'ny teny : fikoinkoina

Hampiditra dikany vaovao
1 (koinkoina) a.: Fomba entina mikoinkoina, na mitaraina, miferinaina amin'ny tsy rariny na ny fampahoriana mihatra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel