Dikan'ny teny : fikohafana

Hampiditra dikany vaovao
1 (kohaka) a.: Famoahana feo mafy sY tampoka ateraky ny rivotra avy any an-tratra noho ny aretin' ny havokavoka na fahamaimain'ny tenda na ny lalandrivotra, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel