Dikan'ny teny : fikobanana

Hampiditra dikany vaovao
1 (kobana) a.: Fihetsehan'ny rano indray, izay efa nandry nilamina tsara; fitsobohan'ny lamba sasana ao anaty rano madio mba ho afa-dranon-tsavony; fihontsankontsanana, fahalalahan' ny akanjo loatra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel