Dikan'ny teny : fikitrohana

Hampiditra dikany hafa
(kitroka) a.: Fifanerena, fifanizinana: Mahagaga ny fikitrohan'ny hazo amin'it9 ala ity, 1 Fidilorana: Any (amin'ny afobe) no misy fitomaniana sy fikitroha-nify. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0806