Dikan'ny teny : fikitra

Hampiditra dikany vaovao
1 n: Fitazonana mafy, fisarangotana. - t.i.f.: Afikitra, fikirina / voafikitra, mamikitra, famikitra, mpamikitra 1 amikirana, famikirana 1 mifikitra, fifikitra, mpifikitra j ifikixana, fifiklrana j mahafikitra. Ahitsio
2 (kitra) Fomba na zavatra entina mikitra, izany hoe misikotra angely hampiadina. Ahitsio
3 a.: Teny enti-milaza tongotr'angely afatotra amin'ny bozaka kely ka isokirana ny angely any anaty lavany ary ihantsiana azy hiady. i, Fiten,: Fikitra mampiady angely: enti-milaza olona entina mihantsy ady, manao izay hiadian'ny hafa. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel