Dikan'ny teny : fikiliolio
Hampiditra dikany hafa
(kiliolio) a.: Fomba na toetran'ny olona mikiliolio, izany hoe mivezivezy, mivoivoy, tsy marin-toetra.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha