Dikan'ny teny : fikikisana

Hampiditra dikany vaovao
1 (kiky) a.: Fikaohana mba hampanify; fanalana ny hodi-mangahazo ivelany na ny kiran-trondro; fanalana sombiny miraikitra, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel