Dikan'ny teny : fikiaka
Hampiditra dikany hafa
1.
(kiaka) a.: Toetran'ny zavatra mikiaka, na misy soritra.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
(kiaka) a,: Fomba entina mikiaka, na manao feo mafy mikarantsana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha