Dikan'ny teny : fikiahana
Hampiditra dikany hafa
1.
(kiaka) a.: Fanaovana feo taitra mikarantsana mafy: Ny fikiahany no nahalalana ny toerana namonoan' ny olona azy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
(kiaka) a.: Fisoritana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha