Dikan'ny teny : fikezahana
Hampiditra dikany hafa
(kezaka) a.: Fanaovana araka izay azo atao, fanaovana izay tratry ny ai-na: Tzy ampy fikezahana ny zanakao no tsy androsoany amin'ny fianarana
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha