Dikan'ny teny : fiketrahana

Hampiditra dikany vaovao
1 (petrako) a,: Sezam-piandrianana ipetrahan' ny mpanjaka, ny filoha ambonim-pirenena. Ahitsio
2 (ketraka) a.: Fihalefahana, figedragedrana, fahakiviana: Ny fiketrahan'ny tady. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel