Dikan'ny teny : fikendrena

Hampiditra dikany vaovao
1 (kendry) a,: Fitiliana, fitadiavana hahazo: Ny fikendren'ny papango ny akohokely. 1 Fikasana, fanampoizana: Tsy manakana ny fikendreko ny hanasoa tanindrazana izany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel