Dikan'ny teny : fikenakenana

Hampiditra dikany vaovao
1 (kenakena) a.: Fitondrana amim-pitandremana fatratra: Entina amimpikenakenana ny atody sao vaky. ~ Fisehoana ho morainy, ho rainazy, amin'ny fitondrana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel