Dikan'ny teny : fikemakema

Hampiditra dikany hafa
(kema) a.: Fomba fiditry ny molotra: Jereo ny fikemakeman'ny molotr' io Rafotsibe io. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0075