Dikan'ny teny : fikatsaoka
Hampiditra dikany hafa
(katsaoka) a.: Fomba na toetran'ny zavatra mikatsaoka, izany hoe mamoaka feo manokana toy ny an' ny zavatra latsaka ao anaty rano na fotaka.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha