Dikan'ny teny : fikatrohana

Hampiditra dikany vaovao
1 (katroka) a.: Fipohana, fidonana: Nahatsirauina ny fikatrohan'ilay fiarakodia tamin'ny tamboho rary uato. 1 Fiadiana, fikaonana: Tay nahajery ny fikatrohan'ny tafika roa tonta, ho-no, izy. ~ Fiasana, fianarana amim-pilofosana: Ny fikatrohan'ny mpianatra rehefa akaiky ny fanadinana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel