Dikan'ny teny : fikasihana

Hampiditra dikany vaovao
1 (kasika) a.: Fampandalovana ny tanana amin' ny..., fisafosafoana. Ahitsio
2 na Fikasihandokanga a,: Hazo lavalava kely misy vombon-tsoavaly nohenjanina, izay akasika somary tarihina amin'ny tadin-dokanga ka mampipararetra azy ary dia mampaneno ny lokanga. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel