Dikan'ny teny : fikasana

Hampiditra dikany vaovao
1 (kasa) a.: Fanampoizana, fisainana mialoha, fitetehana: Fikasanaan'olombelona, fa ny didy an'Andriamanitra. ? Zavatra tetehina ho azo na hatao, faniriana mafy: Tsy afa-panadinana izy ka levona ny fikasany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel