Dikan'ny teny : fikarohana
Hampiditra dikany hafa
(karoka) a.: Fitadiavana fatratra: Tsy hainao vinanina ny fikarohako satroka bonetra eran'ny mangazay. 1 Fitadiavana, fisavana, fanaovana savahao: Naharitra an-taonany ny fikarohana an'i Rainivoanjo, ? Fandinihana ela sy mafy: Taorian'ny fikarohana nataon'i Pasteur no nahalalana betsaka momba ny mikraoby,
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha