Dikan'ny teny : fikarepoka

Hampiditra dikany vaovao
1 (karepoka) a.: Toetran'ny zavatra mikarepoka, izany hoe mamoaka feo manokana rehefa tsakoina: Mora fantatra ny fikarepoky ny uoanjo ao am-bava. e Fomba entina mikarepoka, izany hoe mihinana zavatra izay mikepokepoka na mikaraoka ao am-bava: Toy izao ny fikarepoky ny saka ny taolan'ny akoho, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel