Dikan'ny teny : fikarakarana

Hampiditra dikany vaovao
1 (karakara) a,: Fitandremana, fanasoavana fatratra sy manokana atao amin'olona na biby, zavatra, raharaha: Rakoto no misahana ny fikarakarana ny fambolena. ~ Fiahiana, firaharahana: Anjaran'ny renim-pianakaviana indrindra ny fikarakarana ny tokantrano. ? Fanomanana,fanamboarana: Ho tonga ny lehibe ka hanomboka rahampitso ny fikarakarana ny fandraisana azy. 1 Fifehezana, fitondrana, fanapahana: An'ny lehiben' ny Firaisana ny fikarakarana it? tanna Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel