Dikan'ny teny : fikanonkanonana
Hampiditra dikany hafa
(kanonkanona) a.: Fikarakarana raharaha madinidinika ao an-tokantrano. ΒΆ M.h,: Fiheninkenenana. Fikantsona (kantsona) a.: Ny feo heno rehefa milatsaka ao anatin'ny siny fiterena ny rononon'omby terena. Fikaodikaody (kaody) a.: Fomba entina na toetran' olona mikaodikaody, izany hoe mivezivezy mba hitily, misodisody.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha