Dikan'ny teny : fikambanana

Hampiditra dikany vaovao
1 (kambanana) a.: Fiarahana maro, fitambarana: Ny fikambanana no hery. ? Antokon'olona vitsivitsy na maro miray noho ny asa, raharaha, hevitra politika, zava-kanto iombonana: Ny fikambanan'ny Mpanoratra sy Poety. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel