Dikan'ny teny : fikajakajana

Hampiditra dikany vaovao
1 (kajakaja) a.: Fikarakarana, fanolokoloana, famboarana, fitandremana: Ny fikajakajanareo ny biby sy ny toerany no mampahomby ny fiompianareo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel