Dikan'ny teny : fijery

Hampiditra dikany vaovao
1 (jery) a.: Fomba entina mijery: Manao fijerin'adala io Gloria ici. - Mangalapijery: mijery nefa tsy hita ho mijery, manarangarana. * Ohab.: Avo fiJery Andriamanitra ka mahita ny takona: tsy misy miafina amin' Andriamanitra noho Izy mijery avy any ambony, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel