Dikan'ny teny : fijerena

Hampiditra dikany vaovao
1 (jery) a.: Fanopazana ny maso amin javatra na olona mba handinihana azy: A-vy ety ambony havoana ety no fijerena ny tanĂ na... 1 Zavatra enti-mijery. 1 Fandinihana, fitsapana, fizahana: A-to no fijerena ny marary. ? Fangorahana: F?erena ny kamboty sy ny mahantra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel