Dikan'ny teny : fijejojejoana

Hampiditra dikany vaovao
1 (jejo, jejojejo) a.: Fampisehoana toetra tsy maotona loatra na amin'ny fihetsika na amin'ny fitafy mba hisintonana ny mason' ny olona langa; fahakasikasiana, fahamaivanan-doha. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel